|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  letaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fahalemena sy tsy fahazakana ny tena; fidabohana tsy tafarina intsony
4  fipetrapetrahana fotsiny any an-tranon' olona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  action de s'affaisser sur soi
6  figuré: action de rester toujours chez quelqu'un
7  figuré: action de se désister [1.3]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :

Teny iditra (2/4)11  letaka
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  13  upturned, as the end of the nose. Compare LEsoka [Provincial] [1.2]

Teny iditra (3/4)14  letaka
Sokajin-teny  15  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  16  a provincial word for RAIkitra, also for MAty [Provincial] [1.2]

Teny iditra (4/4)17  letaka
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny frantsay  19  (dialecte non précisé). Nom d'un arbre dont le bois est mou et jaunâtre quand il est encore jeune. D'après le Firaketana Malagasy. [1.196]
Voambolana  20  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  21  latake, letaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31