Teny iditra |
mahasosotra
(sosotra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mahatonga ho sosotra, manafintohina: Nahasosotra an' i neny aho ka nifona taminy Mahadikidiky, mahasorisorena, manorisory: Mahasosotra ahy izany feomborona hafahafa izany
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To annoy, to vex [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Vexer, ennuyer, mécontenter [1.8]
|
Ohatra |
1 | Mahasosotra mantsy ny fako miparitaka etsy sy eroa.
[2.442]
|
2 | Mahasosotra izany mifanakalo lamba tamin' iny zazavavy iny.
[2.499]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mahasosotra |
Ny lasa : |
nahasosotra |
Ny hoavy : |
hahasosotra |
|
Ohabolana |
|