|
|
|
|

Teny iditra 1  mandoro
Fototeny  2 doro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampirehitra: Nandoro ny tanàna ny fahavalo dia lasa
5 Manao izay hahamasaka: Mandoro biriky tanimanga
6 Manao: Mandoro arina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to burn [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 brûler [1.8]
Ohatra  9  Saingy na dia mahasoa amin' ny fanaovan-taozavatra aza ny afo, dia mety mandoro sy mampidi-doza koa. [2.470#46]
10  Tsy baomba tsotra intsony no nalefan' ny Anglisy, fa baomba mandoro. [2.472#144]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Mpanahaka  15  mampirehitra, 16  manatsetsaka, 17  manatsolo, 18  mandotra, 19  mandrehitra
Fikambanana  20 afo nandoro ny lambako io
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mandoro, 22 mondrao

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07