Teny iditra |
manetry
(etry)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mahatonga hidina, mandetsy: Manetry ny tany ny ranonorana
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To humble; to reduce in rank [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Humilier, rabaisser, réduire en rang ou dignité: [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manetry |
Ny lasa : |
nanetry |
Ny hoavy : |
hanetry |
Filaza mandidy : |
manetre |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
manetry
(setry)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mamaly [1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manetry |
Ny lasa : |
nanetry |
Ny hoavy : |
hanetry |
Filaza mandidy : |
manetre |
|
|