Teny iditra (1/2) | 1 maniry |
Fototeny | 2 iry |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 mitsiriritra: Mañiry mañitre dia koa kivahe miambojon-daro (mitsiriritra ny manitra toa alika miambozon-koditra) [Tanala]
[1.78] 5 Mitady hahazo, mitady ho: Maniry an' io toerana io mafy Rakoto ~ Maniry ny ho sakaizanao izy 6 Mitsiriritra: Aza maniry fananan' olona, hoy Andriamanitra ao amin' ny didy fahafolo [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 to wish for, to desire [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 désirer, convoiter [1.8] |
Voambolana |
9 Ontam-po |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 14 mitady, mangirika, mandritika, mikatsaka, miharana, mangetaheta mitsiriritra, milendalenda, mitelin-drora, milela-tanana, mitomany, mibidibidy, mirary |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny maniry io |
Teny iditra (2/2) | 18 maniry |
Fototeny | 19 tsiry |
Sokajin-teny | 20 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
21 Ilazana ny voa izay alevina ao anaty tany ka velona misy aina ary mitombo ho azy irery ao: Maniry sahady ilay namboleko / Maniry ny volombavako 22 Mitsimoka: Maniry daholo ny hazo amin' ny lohataona 23 Mitombo: Maniry marina ny tsy fisian' asa amin' izao andro izao [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
24 to sprout, to grow [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
25 pousser, croître [1.8] |
Voambolana |
26 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 32 Ohabolana misy io teny maniry io |
Fivaditsoratra | 33 maniry, mariny |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |