Teny iditra | marotanana | |
Singan-teny | maro ; tanana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Bibikely sahala amin' ny trambo [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Espèce d'araignée. [1.19] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Tovy hevitra | fangarompaty ~ fangarompohy | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21 |