Teny iditra |
mazoto
(zoto)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Be hafanam-po hanao zavatra na asa, marisika: Mazoto hanamainty molaly ny tanindrazany izy Tia asa fatratra, tia fianarana: Mpianatra mazoto izy ha tsy mahagaga raha afa-panadinana
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Zealous, diligent. [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Zélé, diligent, laborieux. [1.8]
|
Ohatra |
1 | Nazoto izy (Il était zélé)
[1.20]
|
2 | Hazoto izy (Il sera zélé)
[1.20]
|
3 | Mazotoa (Soyez zélé)
[1.20]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mazoto |
Ny lasa : |
nazoto |
Ny hoavy : |
hazoto |
Filaza mandidy : |
mazotoa |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|