Teny iditra | miferinaina | |
Singan-teny | mifery ; aina | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | Mijaly ampanahy izaitsizy, mijaly mafy, mitoloko na mitaraindraina noho ny fijaliana mafy mihatra amin' ny tena (fiteny koa ny hoe: miferitraina): Miferinaina Ramatoa io isaky ny miditra ao an-trano ny vadiny mamo lava [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [ miferin-aina ] To sigh, to groan, to grieve Utterly unable to be happy or comfortable. [1.2] | |
To be in great suffering [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | être dans la souffrance; souffrir [1.8] | |
Ohatra | tsy miferin-aina aho fa serena nahoana hianao no lalin'endrika? [2.131] | |
Voambolana | Ontam-po | |
Tsipelina hafa | miferin-aina ~ miferin' aina ~ miferitr' aina | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny miferinaina io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |