Teny iditra | mihata-maso (hataka, maso) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zavatra toy ny vato amin' ny rarivato na ny miefitrefitra amin' ny tsihy, izay hita mihataka be na misaraka [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To separate, as the joining of rings. [1.2] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mihata-maso io | |
Fivaditsoratra | mahamaitso, mihata-maso |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |