Teny iditra | misomebiseby (somebiseby (sebiseby)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Falifaly miheninkenina etsy sy eroa [1.1] | ||||||
Ohatra | Misomebiseby sy misomariaka amin' izany daholo ny mpiray tanàna sy ny manodidina;
[2.470] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |