Teny iditra | mody omby | ||
Singan-teny | mody ; omby | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny fotoana fodian'ny omby ankapobeny, aorian' ny filentehan'ny masoandro [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Quand les boeufs rentrent à l' étable : après le coucher du soleil [2.415] | ||
Voambolana | Fotoana | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/24 |