|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  molotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Ireo nofo matevina ambony sy ambany amin' ny vava mandrakotra ny nify: Aza manao toy ny molotra; tezitra vao mifanatona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  the lips [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  lèvre [1.3, 1.8]
Ohatra  6  Io izy, hoy Katy nanondro molotra. [2.470]
7  Efa teo amin' ny molotro ny fiaikem-pitiavana, saingy tsy fantatro izay antony nitelemako azy indray. [2.471]
8  Ary ny molotrao ihany no mamely anao. [2.996]
Voambolana  9  Haiaina
Haiendriteny 
10  Tsotra :
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Anarana :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny molotra io

Teny iditra (2/2)24  molotra
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny malagasy  26  Sisina: molobilany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  27  the rim of a kettle, etc. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  28  lisière, rebord [1.3]
29  rebord d'une marmite, etc. [1.8]
Haiendriteny 
30  Tsotra :

Fivaditsoratra  31  lomotra, molotra

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30