Teny iditra (1/6) | 1 mongo |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Potika toy ny vovoka, torotoro, montsamontsana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 crushed to pieces, crushed to atoms, pulverized [1.2#442] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 écrasé, moulu, pulvérisé ; figuré: battu [1.3#444] |
Ohatra |
6 Marina aloha fa ny mahantra be dia olona potika, mongo, konka. [1.369#] 7 Koa raha misy olombelona miraviravy tanana sy manao voro-mitahy havana amin'izany, na borozano na miaramila - tsy dia hatao mongo tokoa? [2.298#] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/6) | 14 mongo |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 karazan-kazo [1.1] |
Voambolana |
17 Haizavamaniry |
Teny iditra (3/6) | 18 mongo |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
20 ampombo [Tambahoaka, Sihanaka]
[1.78] |
Voambolana |
21 Haizavamaniry: ahitra |
Teny iditra (4/6) | 22 mongo |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
24 Nongona, montotra [1.1] |
Teny iditra (5/6) | 25 mongo |
Sokajin-teny | 26 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
27 (de mongo : écrasé, broyé). Nom général des espèces riches en mucilages qu'on écrasait au pilon pour préparer les mordants de teinturerie. Principalement Dionychia bojeri Naudin ined. (Melastomaceae). Voir aussi felambarika. [Bara, Betsileo]
[1.196] |
Voambolana |
28 Haizavamaniry |
Teny iditra (6/6) | 29 mongo |
Sokajin-teny | 30 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
31 (déformation fréquente de bongo). 32 Garcinia pauciflora Baker et Ochrocarpos orthocladus (Baker) H.Perrier (Clusiaceae). [Merina] [1.196] 33 Ochrocarpos bongo R.Vig. & Humbert, Ochrocarpos perrieri R.Vig. & Humbert, Rheedia excelsa R.Vig. & Humbert et Rheedia madagascariensis (Planchon & Triana) H.Perrier (Clusiaceae). [Betsimisaraka] [Betsileo] 34 [Bezanozano] |
Voambolana |
35 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27 |