Teny iditra | 1 otrikaina |
Singan-teny | 2 otrika, aina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Ireo karazan-javatra hita ao anatin' ny zavamaniry na zavatra hafa ka misy ireo fototra mahavelona; ny tsy fahampiana na tsy fisian' ny otrikaina dia miteraka aretina toy ny solohitra, ny manirano, ny bibaka an-tenda...; nomena anarana araka ny abidy ny otrikaina, ka misy otrikaina A, B, D, B1, B2, PP.; vitamina [1.1] 5 singa mahavelona amin'ny sakafo [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 éléments constitutifs d'un aliment [1.13] |
Voambolana |
7 Toe-karena: hanina |
Fivaditsoratra | 8 ikitroana, itakarino, otrikaina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/03 |