Teny iditra (1/4) | 1 poaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitefotry ny basy na varatra: Poa-basy 4 Fisehoan-javatra manaitra 5 Fiposahan' ny masoandro amin' ny maraina, na avy ao anaty rahona: Poak' andro 6 Forofotry ny kitrotro, bonibony... [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 an explosion [1.2, 1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 explosion, bruit d'un choc, coup de tonnerre 9 éruption des ampoules, de la rougeole, de la variole 10 apparition du soleil, soit à son lever, soit pendant le jour à travers les nuages 11 révélation d'une chose cachée, d'un secret, d'un vol recélé; proclamation d'une loi [1.3] 12 explosion, éclatement [1.8] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (2/4) | 21 poaka |
Sokajin-teny | 22 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
23 Foana, tsy misy na inona na inona, tsy misy voany ao anatiny: Poaka ny tahon' ity zavamaniry ity ~ Poaka aty [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
24 Ce qui est creux à l'intérieur [1.3] |
Ohatra |
25 Rehefa vita io dia hoentintsika, maivana ireny satria poaka aty. [2.606] 26 Kinanjo, tsy vatana poaka aty intsony no nokatsahinao, fa fanahy iray mbola tsy nitia. [2.529] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny poaka io |
Teny iditra (3/4) | 31 poaka |
Sokajin-teny | 32 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
33 jamba, tsy mahita intsony [Tanala]
[1.78] |
Fanazavàna teny frantsay |
34 borgne [1.3] |
Voambolana |
35 Fahasalamana |
Teny iditra (4/4) | 36 poaka |
Sokajin-teny | 37 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
38 (de poaka : petite explosion ; lorsqu'on presse sur le fruit, il libère ses graines avec une petite explosion). Nom surtout donné à : Gomphocarpus fruticosus (L.) R. Br. (Apocynaceae). Sur ses usages, voir fandemy, fanory. On donne aussi le même nom à Gomphocarpus cornutus Decne., plus récemment introduit et devenu subspontanée dans quelques localités. [Merina]
[1.196] |
Voambolana |
39 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 41 apoka, kapao, opaka, paoka, poaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24 |