|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  robo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  fampirisihina, doka [Tambahoaka] [1.78]
4  doka, fandokafana [Bezanozano] [1.78]
5  doka, dokadoka [Tanala] [1.78]
6  Teny atao mba handokadokafana olona tiana hahazoan-javatra; fitaka amin' ny teny mamy; lainga entina mampirisika hanao ny tsy tokony hatao. [1.1]
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)12  robo
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  hoby, fihobiana [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)15  robo
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny frantsay  17  Mets préparé avec des patates douces cuites avec du lait. Très apprécié des enfants et des personnes âgées. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  18  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  19  -boro-, boro, bôro, robo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31