Teny iditra sefosefo (sefo)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fiainana manano sarotra fa toy ny tampina ny lalan-drivotra; fahasemporana noho ny tena misanehaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Hurry
Breathless, panting [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Respiration haletante, pleurnichement; hâte, empressement [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20