Teny iditra | sinibe manga roa | |
Singan-teny | sinibe ; manga ; roa | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny ray sy ny reny, na i dada sy neny, izay samy tiana ary tsy asiana tombo sy hala [1.1] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/16 |