Teny iditra (1/7) | 1 tabaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza fidiran' olona na biby na zavatra indray miaraka betsaka. [1.1] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/7) | 6 tabaka |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 Fahabetsahana azo anaranam-po. [1.1] |
Teny iditra (3/7) | 9 tabaka |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 Tehina be, langilangy na kibay [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
12 [1.2] |
Teny iditra (4/7) | 13 tabaka |
Sokajin-teny | 14 Tsy lazaina |
Sampanteny |
|
Teny iditra (5/7) | 18 tabaka |
Sokajin-teny | 19 Tsy lazaina |
Fanazavàna teny anglisy |
20 a word for Dabaka and dobibika [Provincial]
[1.2] |
Teny iditra (6/7) | 21 tabaka |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
23 a kind of fish [Provincial]
[1.2] |
Voambolana |
24 Haibiby: trondro |
Teny iditra (7/7) | 25 tabaka |
Sokajin-teny | 26 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
27 paraky [Tambahoaka]
[1.78] 28 paraky arapaka [Tanala] [1.78] |
Fanazavàna teny anglisy |
29 the tobacco plant or tobacco. Nicotiana tabacum. Same as Paraky, Tsitata (Bara), Tobaka (Tanosy), and Lobara (Bara) [Betsimisaraka]
[1.2] |
Voambolana |
30 Haizavamaniry: ahitra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23 |