Teny iditra (1/4) | 1 taolana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra mafy mampijoro ny tenan'ny olombelona sy ny biby rehetra misy hazon-damosina: 4 taolana dorana no anaovana ny ranomena. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 A bone [Malay tulang]. [1.2] 6 A bone. [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 Os, les os des animaux, les arêtes des poissons. [1.3] 8 Os [1.5, 1.8] 9 os [1.13] 10 nom des os chez les animaux [1.196] |
Voambolana |
11 Haiaina |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny taolana io |
Lahatsoratra |
26 Randzavola: taolana ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/4) | 27 taolana |
Sokajin-teny | 28 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
29 Voany mafy hita ao anatin'ny voankazo sasantsasany, toy ny paiso, manga: 30 Taola-manga. [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
31 Le noyau des fruits, les côtes du tabac. [1.3] 32 Noyau. [1.5] 33 Chez les plantes, ce nom désigne les parties dures, au milieu de tissus plus mous, notamment les noyaux des fruits. Exemple : taolam-paiso : noyau de pêche, de prune ; taola-manga : noyau de mangue. On dit aussi en général : taolam-boankazo : noyaux de fruit. En effet taolana peut être pris aussi dans le sens de : -- fruit à noyau, drupe; -- les côtes dures des feuilles, par opposition au parenchyme; exemple taolam-paraky : côtes des feuilles de tabac (signalé par Malzac); -- la rafle des épis de maïs, après égrenage : taolan-katsaka; -- les rhizomes du chiendent : taolan-kindresy (surtout dans le Betsileo); -- enfin, les tiges dures de certaines plantes. [1.196] |
Voambolana |
34 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/4) | 36 taolana |
Sokajin-teny | 37 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
38 noyau ou ker [1.13] |
Voambolana |
39 Matematika: alijebra |
Teny iditra (4/4) | 40 taolana |
Sokajin-teny | 41 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
42 Noms donnés à diverses plantes ou parties de plantes. Nous les avons cités en général à leur place alphabétique, depuis taolafoty jusqu'à taolanosy. Employé seul, le mot taolana désigne généralement les carissa (Apocynaceae) à fruits comestibles, notamment : Carissa edulis (Forssk.) Vahl (Apocynaceae); représenté à Madagascar par de nombreuses variétés et formes (Apocynaceae). Voir aussi taolanomby. [1.196] |
Voambolana |
43 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 45 atolaña, taolana, taonala |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18 |