Teny iditra | tapoaka (poaka) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Rano mamorivory, mandroadroatra: Tapoadrora; tapoa-tsavony Fipoahana balaonina na tatavia feno rivotra ka vaky [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A bubble An explosion, as of a burst bladder [1.2] | |||||||||||||||
A soap bubble A popping sound [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Bulle d'eau, d'air, de savon Petite explosion, comme celle d'une vessie pleine d'air qui éclate [1.3] | |||||||||||||||
Bulle de savon Petit bruit d'éclatement [1.8] | ||||||||||||||||
Bulle [1.13] | ||||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Mpanahaka | kibolabola | |||||||||||||||
Teny iditra | tapoaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Soufflé [1.13] | |||||||||||||||
Voambolana | Toe-karena: hanina | |||||||||||||||
Teny iditra | tapoaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Cloque, pustule [1.13] | |||||||||||||||
Voambolana | Fahasalamana | |||||||||||||||
Teny iditra | tapoaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Jachère [1.13] | |||||||||||||||
Voambolana | Toe-karena: fambolena | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/05 |