|
|
|
|

Teny iditra1  tonon' andro
Singan-teny  2  tonona, andro
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  vintana araka ny andro ahaterahana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  jours astrologiques [1.10]
6  le destin du jour [1.3, 1.5]
7  Le sort du jour, le bien ou le mal qu’il apporte avec lui [1.3]
8  horoscope [1.5]
Ohatra  9  fa savihiny ny tononandro fa zava-mahery ny tononandro. [2.48]
10  tononandro inona leiroa ity andro anio ity, hoy i Kadadra? [2.895#]
11  Izy no iankinan' ny rehetra hamantarana ny tononandro tsara ho fantatra na ny mahasoa na ny mandoza. [2.508#]
12  Atsy andrefana atsy misy vololondravina roa mifanatrika alao vintana alao tononandro fa na tsy mivady aza miranitra fadiro ny ahibahoaka fandrao halambahoaka an-tanana fadiro ny tsitohintohina fandrao tohim-pitia koa lavo [2.131]
Voambolana  13  Fivavahana, finoana
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11