Teny iditra | tranon' omby | |
Singan-teny | trano ; omby | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Trano natokana ho an' ny omby, ary tsy maintsy ahitana rivotra madio, hazavana, tara-masoandro, maloka ihany koa, mba hahazoan' ny omby mivelona tsara [1.62] | |
Fanazavàna teny frantsay | étable [1.3] | |
Voambolana | Toe-karena: fiompiana | |
Teny iditra | tranonomby | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Sari-na fihinanan' omby mampahatsiaro ny nahaterahan' i Kristy fahizay, atao ao an-trano fiangonana amin' ny fetin' ny Krismasy [1.1] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23 |