|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsako
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fanapotipotehan' ny nify ny sakafo ao am-bava: Manao tsakon' ondry [1.1]
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)10  tsako
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  katsaka [Taisaka, Bara, Tanala, Tanosy] [1.78, 1.1]
13  karazana voamadinika [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  14  maïs [Provincial] [1.8, 1.13]
15  . [Tsimihety] [1.196]
16  [Sihanaka]
17  [Betsileo]
18  [Sakalava]
19  [Bara]
20  (Onomatopée, bruit que font les graines du maïs préparé à la mode malgache quand on les écrase sous la dent). Zea mays L. (Poaceae). Introduit et cultivé comme céréale alimentaire, surtout dans les régions où la culture du riz est difficile. Dans le Vakin'Ankaratra et le Betsileo, on le cultive surtout pour l'alimentation du bétail. Mais les épis, cuits avec leurs spathes sont souvent offerts aux voyageurs, sur le bord des routes. D'après Dubois, dans le Betsileo, on emploie aussi le duplicatif : tsakotsako. En pays sakalava, on dit souvent : tsatsako. Tous ces mots ont la même origine. [Mahafaly]
Ohatra  21  Ka lafa i antoandro mihinan-tsako rey, nitratsy ie, najobo an-davaky. [2.606#214]
Voambolana  22  Haizavamaniry
23  Toe-karena: hanina
Sampanteny 
24  Anarana :
Kamban-teny 
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  27  katso, kotsa, tsako, tsoka

Nohavaozina tamin' ny 2024/06/29