Teny iditra | tsetsatsetsa | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Firefodrefotry ny afo notondrahan-drano na menaka ka mitsotsotsotso ary midonaka; fipitripitriky ny nahandro madiva ho ritra na ny zavatra endasina Fitenenana sesilany amim-pahamaikana ka toa lasa ho azy: Tsetsatsetsa tsy aritra ihany ny ahy [1.1] | ||||||||||||
Voambolana | Feo | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |