Teny iditra (1/5) | 1 vaka- |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe vakana |
Teny iditra (2/5) | 3 vaka |
Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
5 Tsy mahatapa-kevitra amin' izay hatao, sahirantsaina, sanganehana, sakodiavatra: Vaka ity ny saiko: sady ta handeha aho no te hijanona [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 qui ne sait que dire ou que faire, interdit, interloqué, confondu [1.3] |
Ohatra |
7 Dia vaka teo aloha kelikely Daniely izay atao hoe Baltasara; [2.996] |
Voambolana |
8 Filôzôfia |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/5) | 10 vaka |
Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
12 sarotahotra [Tambahoaka, Tanala]
[1.78] 13 kanosa: Vaka mijodijody aliña k'aja mitoditodika sandre tojo raha mampatahotra (ilay saro-tahotra mandeha alina ka aza miherikerika sao sendra zava-mahatahotra) [Tanala] [1.78] |
Teny iditra (4/5) | 14 vaka |
Sokajin-teny | 15 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
16 malemy [Tambahoaka]
[1.78] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (5/5) | 18 vaka |
Sokajin-teny | 19 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
20 misy fotsy eo amin'ny tenda (vorona, alika, ets...) [Taisaka]
[1.78] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/18 |