|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vombo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Ny volon' ny biby ao an-katoka izay hita mitsangana rehefa taitra izy na tezitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  the mane of a horse, the bristles on a pig's back [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  crinière du cheval, les soies, les poils du cou des animaux [1.3]
Ohatra  6  Moa manome hery ny soavaly va ianao, na manarona vombo mihofahofa ny vozony? [2.996#]
Voambolana  7  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)9  vombo
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  Ny riran-damosin' ny hazandrano [1.1]
12  taovam-pivoizan'ny trondro [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  13  nageoire [1.13]
Voambolana  14  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06