Teny iditra |
vovonana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Rafi-kazo mandry eo an-tampon' ny trano, izay ipetrahan' ireo lohatrano amin' ny an-daniny roa. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A ridgepole, a ridge covering [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Faîtage, faîtière [1.8]
|
Ohatra | Hanarona trano vaky tafo vovonana hianao;
[2.346]
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
vovonana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Bara]
(de vovonana : poutre faîtière ; allusion au principal usage du bois). Réf. Boiteau 2107. Euphorbiacée : arbre à petits fruits rouges à maturité, très appréciés des Lémuriens et des enfants.
[1.196]
|
Voambolana |
|