Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : manonja | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Mainka izany raha ranomasina, | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny olona matin-kambo be loatra; zavatra kely iny dia mampibontsina azy izaitsizy, hanao ahoana izany raha zavatra lehibebe kokoa no sendra azy? [1.1]
Fiteny enti-maneso ireo be hambohambo foana amin' ny zavatra tsinontsinona. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||