|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manonja
Fototeny  2 onja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misy onja, misamboaravoaran' ny onja: Nanonja ny ranomasina androany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to rise up in waves, to undulate. [1.2]
10 to rise up in waves [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 avoir les flots agités [1.8]
Ohatra  12  Rahefa ratsy ny andro, ka manonja loatra ny ranomasina, dia tsy miasa... [2.471#36]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 14  manonjà
Fototeny  15 onja
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manonja [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  17 manan-jo, manonjà, manonja

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19