Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : mihorakoraka
|
|
|
Ohabolana 1 | Mihorakoraka foana ny sahona, fa ny tsiboboka ihany tompon' ny rano ; fa raha ritra ny rano, mitsipika ny sahona, fa ny tsiboboka dia amin' ny rano ritra. [2.415 #4050]
|
Dikanteny frantsay | Les grenouilles coassent, mais les têtards sont les maîtres de l' eau ; quand il n' y a plus d' eau, les grenouilles sautent et les têtards restent dans l' eau desséchée. [2.415 #4050]
|
Fanazavana frantsay | Ce proverbe se disait des hôtes et des visiteurs : c' est bien tant qu' il y a des vivres, mais quand il n' y en a plus, les visiteurs partent et ce sont les hôtes qui restent sans vivres. [2.415 #4050]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|