|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Fianarantsoa
Singan-teny  2  fianarana, soa
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  4  Haitoetany: tanàna
Ohatra  5  Tamin' ny lalamby fianarantsoa Manakara, nisy fiaramby iray tao ampovoamboany tao, izay mpiodina no nitana azy. [2.472]
6  izay manatona any fianarantsoa, dia Vakinimatsiatra izao. [2.48]
7  Telegrama anankiray nalefan-dry zareo tao fianarantsoa no efa voarainy. [2.499]
Tsanganana sy sary iray takila  8  Fitanisana
Sary 
9 
10 
11 

Teny iditra (2/2)12  Fianarantsoa
Sokajin-teny  13  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  14  Pôlitika
Fanazavàna teny malagasy  15  iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra dimy ao anatiny: Amoron' i Mania, Vatovavy Fitovinany, Matsiatra Ambony, Ihorombe, Atsimo Atsinanana [3.1]
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  19  Fitanisana
20  Ny faritany enina
Sary 
21 

Fivaditsoratra  22  Fianarantsoa, trano fiasana

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30