Teny iditra atsimo atsinanana
Singan-teny atsimo ; atsinanana
Sokajin-teny kambanteny
Ohatra 
1Tsy vitan' izay ny amin' ny Arabo fa tonga taty atsimo atsinanana koa izy [2.366]
2Foko avy tany atsimo atsinanan' i Madagasikara no niavian' ny Bara sy ny Filoha nitarika azy [2.508]
Voambolana 

Teny iditra Atsimo Atsinanana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Faritra anatin' ny faritanin' i Fianarantsoa [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny faritra roa ambin' ny roapolo
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/21