|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  gaka
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
4  Feo
Fanazavàna teny malagasy  5  Fanenon' ny vorombazaha na ny goaika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  the quacking of a duck. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  cri du canard, du corbeau [1.3]
Sampanteny 
8  Anarana :
Tovy hevitra  9  gagàka

Teny iditra (2/4)10  gaka
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  Vola na tamby hafa omena olona mba hanao raharaha efa anakaramana azy ara-dalàna: Tsy nety nanao ilay raharaha Rabe raha tsy nomena gaka [1.1]
Mpanahaka  13  tsolotra, kolikoly, totohondry vola, sisika.

Teny iditra (3/4)14  gaka
Sokajin-teny  15  Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  16  for goka [Provincial] [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/12