|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  sisika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Zavatra aiditra amin' ny hafa: Asiana sisika ny hazo eo am-panatsofana azy 4  Fanatsofohana, na fampidirana: Sisi-bola 5  Fanaovana zavatra an-ditra na ivelan' ny asa aman-draharaha fanao andavanandro 6  Zavatra na vola omena lehibe hanolikolena azy: Tokony hofadina ny monòme sisika ny mpiasam-panjakana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  forced in between [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  qu'on pousse et insère entre des choses [1.8]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Mpanahaka  15  tsolotra, gaka, kolikoly
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)17  sisika
Sokajin-teny  18  anarana
Voambolana  19  Haiteny
Fanazavàna teny malagasy  20  Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy [1.1]
Tovy hevitra  21  tsofoka

Teny iditra (3/3)22  sisika
Sokajin-teny  23  anarana
Voambolana  24  Toe-karena: tonta printy, sary
Fanazavàna teny frantsay  25  blanc de casse [1.13]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19