|
|
|
|

Teny iditra1  Mascarenhasia    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
4  Mascarenhasia angustifolia  barabanja
5  Mascarenhasia arborescens  ambarabanja, babo, babona, babonala, babondrano, barabanja, ditinonoka, dotonana, gidroa, gidroanala, gidroandrano, gidroavavy, godroa, hazondrano, herokazo, herondrano, herotra, herotrazo, kidroa, kidroala, kidroalahy, raloto, tokanfototra, tongobitsy, tsilorano
6  Mascarenhasia arborescens var. aborescens  babona
7  Mascarenhasia arborescens var. longifolia  kidroandrano
8  Mascarenhasia boivinii  hazondrano
9  Mascarenhasia lanceolata  babonala, barabanja, gidroa, godroa, ramiranja
10  Mascarenhasia lisianthiflora  angalora, barabanja, befaroraotra, gidroa, gidroala, gidroanala, gidroandrano, gidronosy, godroa, godroala, godroanala, hazompika, kidroala, kidroalahy, kokomba, tandrokosy, vonifotsy
11  Mascarenhasia lisianthiflora subsp. geayi  gidroambato, gidroanosy, godroa, herotsazo, kidroavavy, kokomba
12  Mascarenhasia lisianthiflora subsp. geayi   kakomba
13  Mascarenhasia lisianthiflora subsp. macrocalyx  barabanjala, barambanja, befaroratra, gidroa, kidroa, kidroala, kidroavavy, kokomba, pirahazo
14  Mascarenhasia lisianthiflora subsp.macrocalyx  vonifotsy
15  Mascarenhasia longifolia  hazondrano
16  Mascarenhasia macrosiphon  babo, babona, hazondrano, herokazo
17  Mascarenhasia micrantha  babona
18  Mascarenhasia perrieri  kidroanala
19  Mascarenhasia rubra  barabanja, barabanjamena, barabanjantanety, gidroamena
20  Mascarenhasia speciosa  babona, hazondrano, heromafaitra, kokomba, silorano
21  Mascarenhasia tampinensis  babona, lalontona, lalotona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/03