Teny iditra vonifotsy (vony, fotsy)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay Jaune pâle, jaunâtre [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila Ny Loko

Teny iditra vonifotsy (vony, fotsy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Perle d'un jaune clair [1.3]
Renianarana vakana
Anarana iray reny ampamelona, angareja, atodimpody, atodiosy, bijikely, diantsiriry, dosy, fenomanana, fierenana, hange, hangy, harenatsymaty, ilijavona, jijikely, lakambazimba, mafiantena, mahafehitena, maitsomanana, malaimisaraka, mananjara, manarimbintana, manavodrevo, manjakabeantany, marojinja, masondandy, samisamy, soamalama, soamanodidina, tafita, tahonanganala, tananorana, tohyvandana, tongahasina, tongarivo, tratramborona, tratramborondreo, tsiambandrafy, tsiambanindahy, tsiambanindrafy, tsiatosika, tsilaiby, tsilaimby, tsilaitra, tsileomparimbona, tsileondoza, tsimarofy, tsimatinarivolahy, tsiribihy, tsitiamivonto, tsitiamoty, vakamaivana, vakambazimba, vakambony, vakamiarina, vakamifidiandriana, vakampotsy, vakandosy, vakandranolalina, vakanjirika, vakankaranana, vakantainjaza, vakantany, vakantody, vakantsilaiby, vakantsileondoza, velomiriaria, velomody, velonarivotaona, voahangindrano, voahangy, vonibe, vonibezara, vonikely, vonimbazaha, voniravo, vorinosy
Tsanganana sy sary iray takila Ny vakana malagasy

Teny iditra vonifotsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] Substantif (de vony : fleur, et fotsy : blanche). Nom donné surtout à : Mascarenhasia lisianthiflora (Bojer) DC. et à sa sous espèce Mascarenhasia lisianthiflora subsp.macrocalyx(Baker) Boiteau (Apocynaceae). Espèce à caoutchouc. Ce nom ne doit pas être confondu avec l'adjectif vonifotsy, qui veut dire jaune pâle, jaunâtre. [1.196]
Anarana siantifika Mascarenhasia lisianthiflora, Mascarenhasia lisianthiflora subsp.macrocalyx
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19