|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  soa
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zavatra tsara, mahafinaritra, mahafaly: Mifandimby ny soa sy ny ratsy eto an-tany
Tombony, vokatra: Soa inona moa no azonao amin' ny fandehandehanana?
Mahafinaritra, meva, kanto: Lahateny soa
Ilaina, misy vokany tsara: Soa ny hevitra nomeny ahy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] good, beautiful, excellent
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] beau, bon, agréable; avantage, bien
6  [1.8] beau, bon, excellent
Haiendriteny 
7  Filaza mandidy :
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaram-poko 
Anaran-toerana 
Ohabolana  58  Ohabolana misy io teny soa io

Teny iditra (2/2)59  soa
Sokajin-teny  60  anarana
Fanazavàna teny frantsay  61  [1.196] [Betsimisaraka] Citrus aurantifolia Swingle (Rutaceae). Oranger à fruit doux ou acide suivant les variétés. Plus couramment appelé voasary.
Voambolana  62  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  64 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21