|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  aboalina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] bibikely mivelona an' andiany any anaty tany na anaty hazo izay loahany asiany zohy
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.19] [Tankarana] nom d'une espèce d'insecte, termite (votry).
Voambolana  5  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Haiendriteny 
6  Tsotra :
Tovy hevitra  7  aboaly, votry

Teny iditra (2/2)8  aboalina
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.19] [Tankarana] termitière
Voambolana  11  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Haiendriteny 
12  Tsotra :

Fivaditsoratra  13  aboalina, alibanao, balainao, ibalanao

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21