|
|
|
|

Teny iditra 1  votry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Tanosy] antonta; tranombitsika [1.78]
4 Tranom-bitsika izay miendrika dongon-tany kely etỳ ivelany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 termites; a termite mound [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 termites; nid de termites [1.8]
7 termite, termitière [1.13]
Voambolana  8  Haibiby: (amin' ny ankapobeny) 9  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Mpanahaka  10  vitsikazo
Renianarana 
Anarana iray reny 
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io
Sary 
20 

Fivaditsoratra  21 trovy, 22 vitro, votry

Nohavaozina tamin' ny 2026/11/12