|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  aboaly
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Bara] vitsika, votry
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2#804] [Sakalava] a species of ant
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.19] [Tankarana] nom d'une espèce d'insecte, termite (votry).
Voambolana  6  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  7  aboalina, votry
Anaran-toerana 

Teny iditra (2/2)9  aboaly
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.78] [Taifasy, Taisaka] tranom-bitsika
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.19] [Tankarana] termitière
Voambolana  13  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Fivaditsoratra  14  abailo, aboali, aboaly, ibalao

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02