|
|
|
|

Teny iditra1  adalalahy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] A clever fellow; anything very strong, and astonishing.
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] énorme, excellent dans son genre, en bien ou en mal
Ohatra  5  [2.470#] Malain-kanasoa harem-bady ny adalalahy.
6  [1.251#lasanialohalalana] Saika ny aiko no niala, hoy ny adalalahy.
7  [2.895#] Ndrisika, hoy i Kadadra, sady mba nitsetra ny adalalahy, malahelo an'ialahy aho, ry Fandrava.
Singan-teny  8  adala, lahy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07