|
|
|
|

Teny iditra1  afondolo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Afo voalaza ho avy amin' ny angatra na ny lolo
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [afon-dolo] The Ignis fatuus
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] feu follet
Singan-teny  6  afo, lolo
Tovy hevitra  7  afonangatra, afonanahary, afon' ny matoatoa
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10