|
|
|
|

Teny iditra 1  akaiky
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  21 Tsy lavitra: Aza matahotra ianao fa akaiky ihany ny tranonay
22 Antomotra na akaiky ara-potoana: Efa akaiky itỳ ny fanadinana, rankizy, ka mikezaha mafimafy kokoa indray
23 Anila, ankila: Mipetraha eto akaikiko ianao
24 Mifanila, mifanolotra, mifanolobodirindrina: Akaikin' ny tranonay ny fonenany
25 Tsy lavitra ara-pihavanana: Akaiky anay kokoa Rakoto noho ianao, satria zanak' olo-mpirahalahy izahay, fa isika kosa mbola zafin' ny mpianadahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  26 near, near together, near by, close at hand. [1.2]
27 near [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  28 comme akeky [1.3#13]
29 près [1.8]
Ohatra  30  Misy lahindrano mandalo eo akaiky. [2.472#199]
31  Avia aloha, Rainy, eto akaikiko eto e! [2.470#25]
32  Eo akaikin' i Hesbona no misy izany toerana izany. [1.38#877]
Tsipelina hafa  33 akeky
Tohi-kevitra  34 lavitra
Fikambanana  35  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny how akaiky

Fivaditsoratra  akaiky, 36 kiakia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22