|
|
|
|

Teny iditra1  akanga tsy roa volo
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] teny nentin' Andrianampoinimerina hilazana ny tany sy ny firenena anjakan' ny fandriam-pahalemana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] An assemblage of people who are subject to the same sovereign; lit. "birds of a feather."
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] Peuple, société où règne l'entente parfaite
6  [2.415] Pintades qui n'ont qu'une couleur. Se disait d'un peuple ou d'une société où règne l'entente parfaite.
Singan-teny  7  akanga, tsy, roa, volo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07