|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  amaninomby
Singan-teny  2  amany, omby
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  5  Fivalanandranon' omby ampiasaina amin' ny fanaovana naitrara [1.1]

Teny iditra (2/3)6  amaninomby
Singan-teny  7  amany, omby
Sokajin-teny  8  anarana
Voambolana  9  Toe-karena: hanina
Fanazavàna teny malagasy  10  Karazan-toaka ratsy tsisy vidiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11  Rhum de mauvaise qualité [2.415#6712]

Teny iditra (3/3)12  amaninomby
Singan-teny  13  amany, omby
Sokajin-teny  14  anarana
Voambolana  15  Haizavamaniry
Fanazavàna teny malagasy  16  Anarana karazan' ahitra (Antherotoma Naudini) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17  An herb. Antherotoma Naudini, Hook. fil. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  18  (de amany = urine et omby = boeuf : l'urine de boeuf) Etait collectée autrefois en imerina pour la production du salpêtre. Il existait une corporation des mpaka amaninomby ou "collecteurs d'urine de boeuf" qui était l'objet de mainte plaisanterie ; peut être une au moins de ces plantes leur est-elle dédiée par dérision. On appelle aussi en langue populaire amaninomby les boissons alcooliques de très mauvaise qualité. [Merina]
19 
Xylopia bemarivensis Diels et Xylopia buxifolia Baill. (Annonaceae). [Sakalava]
20 
Antherotoma naudinii Hook.f. (Melastomataceae) [Merina] [1.196]
Tsipelina hafa  21  amaniomby
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/09