Teny iditra 1/3 amaninomby
Singan-teny amany ; omby
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fivalanandranon' omby ampiasaina amin' ny fanaovana naitrara [1.1]
Voambolana 

Teny iditra 2/3 amaninomby
Singan-teny amany ; omby
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-toaka ratsy tsisy vidiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Rhum de mauvaise qualité [2.415]
Voambolana 

Teny iditra 3/3 amaninomby
Singan-teny amany ; omby
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana karazan' ahitra (Antherotoma Naudini) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An herb. Antherotoma Naudini, Hook. fil. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de amany = urine et omby = boeuf : l'urine de boeuf) Etait collectée autrefois en imerina pour la production du salpêtre. Il existait une corporation des mpaka amaninomby ou "collecteurs d'urine de boeuf" qui était l'objet de mainte plaisanterie ; peut être une au moins de ces plantes leur est-elle dédiée par dérision. On appelle aussi en langue populaire amaninomby les boissons alcooliques de très mauvaise qualité.
[Sakalava] Xylopia bemarivensis Diels et Xylopia buxifolia Baill. (Annonaceae).
[Merina] Antherotoma naudinii Hook.f. (Melastomataceae) [1.196]
Anarana siantifika Antherotoma naudini, Xylopia bemarivensis. Xylopia buxifolia
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/09