|
|
|
|

Teny iditra andriana (andry)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny tany na kidoro itsorana, ivalamparana, na trano andaniana ny alina amin'ny torimaso: Tsy misy trano handriana ve eto? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Tsy azoko andriana ity farafara ity, satria fohy loatra (Je ne puis pas me coucher sur ce lit-ci, parce qu'il est trop court) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : andriana, andriako, andrianao, andriany, andriantsika, andrianay, andrianareo, andrian', andrian-, andriam-, andria-
Ny lasa : nandriana, nandriako, nandrianao, nandriany, nandriantsika, nandrianay, nandrianareo, nandrian', nandrian-, nandriam-, nandria-
Ny hoavy : handriana, handriako, handrianao, handriany, handriantsika, handrianay, handrianareo, handrian', handrian-, handriam-, handria-
Filaza mandidy : andrio

Teny iditra andriana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny lohany amin' ny foko iray ara-pirazanana, izay nanana tombon-tsoa manokana fahizay, fa indrindra natao halam-patan'ny andriamanjaka, izany hoe nakana izay hompanjaka [1.1]
 Saranga iray teo amin'ny fiaraha-monina faha-mpanjaka izay tompon'ny fahefana teo amin'ny fitondrana sy fihariana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy The Sovereign, the nobles; a title of respect, as raondriana, Sir. [Mal. satriyan (?); for omission of s compare ampy, ony, ompa, etc.] [1.2]
 A king, a queen, royalty; a nobleman, nobility [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Noble [1.3, 1.8, 1.13]
 Seigneur [1.3, 1.13]
 Souverain [1.3]
 Roi, reine, royauté; la noblesse [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
Lahatsoratra 

Teny iditra an-driana (any, riana)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Ny vola dia rano an-driana : ny lasa dia lasa ihany, ny tonga dia tonga ihany koa [2.558]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/27