Teny iditra (1/4) | 1 anio |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza ny fotoana tsy mbola nodiavina amin' ny andro itenenana: Hitsangantsangana any antsaha izahay anio 4 (Ny enti-milaza ny fotoana efa nodiavina kosa dia androany: Nitsangantsangana tany an-tsaha izahay androany) [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 the part of the day to come. To-day. [1.2] 6 today (future tense) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 aujourd'hui (partie du jour non écoulée) [Taisaka]
[1.82] 8 aujourd'hui (temps futur) [1.8] |
Mpanahaka | 9 androany |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 14 anio |
Fototeny | 15 any |
Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana anina [Fitanisana] |
Teny iditra (3/4) | 17 anio |
Sokajin-teny | 18 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana any [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
19 ataovy [Taisaka]
[1.78] |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [Taisaka]
[1.82] |
Teny iditra (4/4) | 21 an' io |
Fototeny | 22 any, io |
Sokajin-teny | 23 kambanteny |
Ohatra |
24 Mba te-handresy an' io ve hianao, anaka? [2.499] 25 Sambasamba mba nisy an' io fanagiazana io [4.27] |
Fivaditsoratra | 26 anio, an' io, anoi, anoy, aoin, aoni, iano, iaño, iñao, inao, inoa, iôna, naoi |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |