Teny iditra 1/4 anina (any)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Atao [1.78]
Fanazavàna teny anglisy To be prepared, as yarn for the loom. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Que l'on ourdit [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : anina, aniko, aninao, aniny, anintsika, aninay, aninareo, anin', anin-, anim-, ani-
Ny lasa : nanina, naniko, naninao, naniny, nanintsika, naninay, naninareo, nanin', nanin-, nanim-, nani-
Ny hoavy : hanina, haniko, haninao, haniny, hanintsika, haninay, haninareo, hanin', hanin-, hanim-, hani-
Filaza mandidy : anio

Teny iditra 2/4 anina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fiatoana, fijanonana fa afa-po; fitsaharana tsy mandroso intsony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy See onona, tony [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Halte, arrêt, cessation, repos, action de se contenter de [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra 3/4 an~ina
Sokajin-teny tsirinteny saradroa [Teny amin' ny an~ina]

Teny iditra 4/4 añina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano, Sihanaka, Taimoro] Rivotra [1.78]
  [Betsimisaraka] Rivotra malemy [1.78]
 Rivotra mitsoka amin' ny faritra amoron-dranomasina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] Breeze, wind. [Mal. angin.] [1.2]
Voambolana 
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19